Teny iditra mpitantara (tantara)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Celui qui raconte [1.3]
 Conteur, traditioniste [1.5]
Ohatra 
1Mpampianatra, mpanabe ary mpitantara angano izy. [2.528]
2Tokony tamin' ny taona 1100 izany, hoy ny mpitantara sasany. [2.508]
3Rehefa tonga teo andrefan-tanànan'ny mpitantara ity dia miato aloha ny vahoaka ary napetraka ny faty; [2.588]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20