|
|
|
|

Teny iditra1  mpitantara
Sokajin-teny  2  anarana
Fototeny  3  tantara
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#677] celui qui raconte
6  [1.5#283] conteur, traditioniste
Ohatra  7  [2.528#] Mpampianatra, mpanabe ary mpitantara angano izy.
8  [2.508#] Tokony tamin' ny taona 1100 izany, hoy ny mpitantara sasany.
9  [2.588#] Rehefa tonga teo andrefan-tanànan'ny mpitantara ity dia miato aloha ny vahoaka ary napetraka ny faty;

Fivaditsoratra  10 mpanatitra, 11 mpanitatra, 12 mpitantara

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12