Teny iditra mpitevy (tevy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Celui qui défriche la forêt [1.3]
Ohatra 
1Ary ireo mpitevy ala malagasy dia hanana antom-pivelomana azo antoka. [2.503]
2Mpitevy ala ny rainy, asan' ny mahantra izany tany amin' ny faritra nisy azy talohan' ny ady lehibe. [1.369]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31