Teny iditra | 1 mpitevy |
Fototeny | 2 tevy |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#701] celui qui défriche la forêt |
Ohatra |
5 Ary ireo mpitevy ala malagasy dia hanana antom-pivelomana azo antoka. [2.503#32] 6 mpitevy ala ny rainy, asan' ny mahantra izany tany amin' ny faritra nisy azy talohan' ny ady lehibe. [1.369#] |
Fivaditsoratra | 7 mpitevy, pitevim |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |