|
|
|
|

Teny iditra1  mpitondratena
Fototeny  2  tondra, tena
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  Olona mipetraka irery ka miahy ny tenany [1.1]
Ohatra  5  Ny reniny mpitondratena dia malemy fanahy aoka izany. [2.499#]
6  mpitondratena ny reniny fa maty tamin'ny ady lehibe voalohany ny rain' i Maurice. [2.356#]
Lahatsoratra  7  Randzavola: mpitondratena ao amin' ny Baiboly

Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30