Teny iditra | 1 mpivavaka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Teny iantsoana ny olona manaraka antokom-pivavahana manokana, toy ny Kristianina |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] one who goes to church |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] personne qui va à la messe ou au culte; fidèle, ouailles |
Fototeny | 6 vavaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/30 |
![]() |