Teny iditra mpizara (zara)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Celui qui divise, le diviseur [1.3]
Ohatra 
1Raha izy irery dia tsy ho mpizara mitovy na oviana na oviana. [1.369]
2Rehefa mandalo ny mpizara taratasy, dia i Bina no hendratra mialoha. [2.499]
3Alaharo telo ny harona milahatra telo, mba tsy hanahirana ny mpizara azy. [2.606]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/08