Teny iditra | mponina (onina) | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Fitambaran'ny olona miaina amin'ny faritra na firenena iray [1.13] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Population [1.13] | ||
Kamban-teny |
| ||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mponina io | ||
Fivaditsoratra | mpanony, mpinona, mponina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |