Teny iditra | nahim-po | |
Singan-teny | nahy ; fo | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Sitraka, sitrapo: Samy manana ny nahim-pony ny olombelona An-tsitrapo: Nomelohin' ny fitsarana izy satria nahim-pony no nanaovany ilay heloka vitany [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | One's own sweet will [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Sa propre volonté [1.8] | |
Fivaditsoratra | himpona, mpanohy, nahim-po |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/17 |