|
|
|
|

Teny iditra1  nahim-po
Singan-teny  2  nahy, fo
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Sitraka, sitrapo: Samy manana ny nahim-pony ny olombelona
An-tsitrapo: Nomelohin' ny fitsarana izy satria nahim-pony no nanaovany ilay heloka vitany
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] one's own sweet will
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] sa propre volonté

Fivaditsoratra  7  hampino, hanompy, himpona, hiompan, hompany, hompian, mpanohy, nahim-po, nahompy, nipoham, nompahi, ompahin

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/17