Teny iditra | nahiny > ahika (hika) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Entina mameno, ampiasaina mba hahafeno [1.1] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Fivaditsoratra | ahika, akiha, haika, hiaka, kahia |
Teny iditra | nahiny > ahina (ahy) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Atahorana: ahiko ho nangalatra iny zazalahy iny fa kaodikaody Karakaraina, raharahaina: tsy ahiny akory ny asany [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be cared for, to be concerned about, to be feared , to be suspicious about. [1.2] | ||||||||
To be cared for; to be cause for worry [1.7] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Dont on a soin; dont on s'inquiète; dont on se soucie [1.8] | ||||||||
Ohatra |
| ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny ahina io | ||||||||
Fivaditsoratra | ahina, anahy, an' iha, ha~ina |
Teny iditra | nahiny > nahy | ||||||
Sokajin-teny | matoanteny mpamaritra | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Atao an-tsitrapo, atao fanahy iniana: Hadisoana tsy nahy ~ Aza fady raha voahitsako ianao, fa tsy nahiko velively [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | Done on purpose [1.7] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Fait exprès [1.8] | ||||||
Fait à dessein, prémédité [1.5] | |||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Kamban-teny |
| ||||||
Anaram-javamaniry |
| ||||||
Teny iditra | nahiny > nahy | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial] The spirit of the living. Compare fanahy [Comp. Swa. Nafsi.] [1.2] | ||||||
Fivaditsoratra | hany, hina, nahy |