Teny iditra nakahy
Sokajin-teny mpisolo anarana [fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Le mien [1.19]
Ohatra Ndre ampanjaka, ndre maty vity, ndre maty maso, ndre marary, ndre ny matoe, ndre ny tsaiky, jiaby niany ty mihina amy traho nakahy any. [2.150]
Tsanganana sy sary iray takila ny mpisolo rehetra

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31