Teny iditra | nalainy > malaiñy | |
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
Fanazavàna teny malagasy | [Taifasy] Mandroaka [1.78] | |
Fivaditsoratra | limaina, maiñila, malaiñy, mialañy, mialina |
Teny iditra | nalainy > alaika (laika) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Atao milaika, atao am-pilaminana sy mianoka tsara [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | limaina, maiñila, malaiñy, mialañy, mialina |
Teny iditra | nalainy > alaina (ala) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Raisina, entina: Nalain-dRakoto ny lambanao Angatahina: Halainy ho vady hono ianao raha mety [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be fetched; to be taken, to be summoned, to be called, to be invited; to be chosen, to be preferred. [1.2] | ||||||||
Ohatra |
| ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||
Anaram-javamaniry |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny alaina io | ||||||||
Fivaditsoratra | alaina, ialana |