Teny iditra |
namolaka > mamolaka
(folaka)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Manapaka fa tsy tangarana Manazatra ny biby ho mora entina: Mamolaka omby Mamoritra, mampilefitra: Mamola-damba [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To break but not clear off;
to break to harness or for work, as a horse;
to bring into subjection [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Rompre mais pas couper net; dompter [1.8]
|
Ohatra | Be torimaso loatra mantsy izy, ka hita fa mamolaka ny tenany fatratra vao mahafoha-tena.
[2.332]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mamolaka |
Ny lasa : |
namolaka |
Ny hoavy : |
hamolaka |
Filaza mandidy : |
mamolaha |
|
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
namolaka > mamolaka
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | [Sakalava]
Mioty katsaka [1.78]
|
|