| Teny iditra | 1 nantsonantsonina |
| Fototeny | 2 nantsonantsona |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 ilazana ny zavatra mahabasivava, pentsompentsonina: Inona no nantsonantsonin' iny vehivavy iny tao amin' ny fivoriana?
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|