Teny iditra | 1 nasia > asiaka |
Fototeny | 2 siaka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Ilazana ny vava entina na ampiasaina hisiaka [1.1] |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 9 akasia, asaika, asiaka, sakaia |
Teny iditra | 10 nasia > asiana |
Fototeny | 11 isy |
Sokajin-teny | 12 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
13 Ilazana zavatra iray izay ampiana zavatra hafa: Asio sira ny laoka 14 Velezina, vonoina amin' ny kapoka, ampiharana fahavoazana, na ara-batana na ara-tsaina: Nasiana tehamaina ny zanako ka tsy manaiky aho. / Nasian-dRakoto teny ratsy Rabe 15 Enti-milaza toerana hanorenan-trano: Nasiana trano teo andrefanay; -- toerana ambolena zavatra: Asio vomanga itỳ sombin-tany itỳ; -- toerana ametahana zavatra: Asio bokotra kely itỳ akanjoko -- toerana ametrahana zavatra: Nasiany voninkazo ny latabatra fiasako [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
16 to have something put with it or into it 17 to be struck or attacked [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
18 où l'on met 19 qu'on frappe, qu'on attaque [1.8] |
Ohatra |
20 Diovina avy eo ary asiana sira. [2.117#] 21 Ary andrefan-trano no asiana azy. [2.442#] 22 Dia asiana volafotsy eo amin' ny vozon' ny voatavo arivolahy. [2.508#] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 31 anaîsa, asaina, asiana, iasana, iasaña |