Teny iditra natoina (nato)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Nolokoana tamin' ny hodi-nato [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy to be dyed red with the nato dye. [Richardson 1885]
Endriteny 
natoina
natoiko
natoinao
natoiny
natointsika
natoinay
natoinareo
natoin'
natoin-
natoim-
natoi-
nonatoina
nonatoiko
nonatoinao
nonatoiny
nonatointsika
nonatoinay
nonatoinareo
nonatoin'
nonatoin-
nonatoim-
nonatoi-
honatoina
honatoiko
honatoinao
honatoiny
honatointsika
honatoinay
honatoinareo
honatoin'
honatoin-
honatoim-
honatoi-
natoy

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31