Teny iditra nave
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Karazan' anana vazaha mamody fotsy [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy  [Betsileo] the turnip. Introduced. Same as anantsonga, and anambe [Richardson 1885]
Fandikana frantsay  [Merina] (du français : navet). Brassica napus L. (Brassicaceae). Légume d'origine européenne, fréquemment cultivé dans la région centrale. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Brassica napus
Ny fihaviany Frantsay: navet.
Teny mitovy hevitra anambe ~ anantsonga

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31