Teny iditra | nehaneha | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fihetsika sy fiteny feno rehareha (jereo naikanaika) [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Same as naikanaika and nakanaka [1.2] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Présomption, bravade, forfanterie, témérité. Comme naikanaika et rehareha [1.3] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Fivaditsoratra | henahena, nehaneha |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |