|
|
|
|

Teny iditra1  nemonemona
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fihaminkaminan' ny olona somary mievotrevotra kely raha mitaingin-tsoavaly na entina ampilanjana
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] a low murmur. See emonemona, menomenona.
Voambolana  5  Feo
Sampanteny 
6  Matoantenin' ny mpanao :
7  Matoantenin' ny fameno :
8  Anarana :

Fivaditsoratra  9  menomenona, naemonemon, nemonemona

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21