Teny iditra | nemonemona | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Famaritana malagasy | Fihaminkaminan' ny olona somary mievotrevotra kely raha mitaingin-tsoavaly na entina ampilanjana [Rajemisa 1985] | |||
Fandikana anglisy | a low murmur. See emonemona, menomenona. [Richardson 1885] | |||
Voambolana | Feo | |||
Sampanteny |
| |||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |