Teny iditra | nendran > nendra | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Aretin-koditra sady mamohehatra no mahafaty haingana: mafana, mangotrakotraka izay voany, dia mipoitra hatina mandoaka sy mangirifiry eran' ny tena. [1.1] | |||
Areti-mifindra ary mamela holatra raha tsy voatsabo [1.13] | ||||
Fanazavàna teny anglisy | The small-pox. See kiria, lavira. [swa. Ndui.] [1.2] | |||
Smallpox [1.7] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Petite vérole, variole [1.54] | |||
Variole [1.8, 1.13] | ||||
Ohatra | Araka ny filazan' ireo razambeny avy dia ny nendra no aretina nandripaka fahiny.
[2.472] | |||
Voambolana | Fahasalamana | |||
Tovy hevitra | ky ~ kiria ~ lavira | |||
Kamban-teny |
| |||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny nendra io | |||
Fivaditsoratra | ndrañe, nendra |