|
|
|
|

Teny iditra1  neno
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Tsy fampiasa irery fa enti-milaza feo re amin' ny fitsofana na fitendrena zava-maneno, hirahiran' ny vorona na feo ataon' ny biby sasany; fitatatatana amin' ny teny na vatsavatsa atao
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] a sound, a noise, an explosion. Se eno. [comp. swa. Maneno, language.]
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] son, bruit, explosion, retentissement
Voambolana  6  Feo
Sampanteny 
7  Matoantenin' ny mpanao :
8  Matoantenin' ny iharana :
9  Matoantenin' ny fameno :
10  Anarana :

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21