|
|
|
|

Teny iditra1  NewsMada
Zana-dohateny  2  >Les Actus de Madagascar
Sokajin-teny  3  anarana (gazety)
Voambolana  4  Mpanonta printy, gazety
Mpanoratra  5 
Mpanonta printy  6 
Sombiny  7 2013/02/05 Ho fankalazana ny Andro iraisam-pirenena Unesco momba ny tenin-dreny, mikarakara velakevitra ny Akademia Malagasy. Anisan'ny lohahevitra ifantohan’izany ny hoe « ny fandrafetana ny abidia ho an’ny teny malagasy », hotanterahina ny 7 febroary izao, etsy amin’ny Akademia Malagasy etsy Tsimbazaza.
8 2013/08/06 Nanohana ny Mitsinjo ny fanjakana finlandey, ny taona 2011, nambolen-kazo tamin’ ny velaran-tany 25 ha.

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26