Teny iditra | ngalingaly (ngaly) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Mainty manganohano, maizimaizina [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Intensely black, dark. [1.2] | |
Ohatra | Tsy mahagaga raha ngalingaly avokoa izy rehetra tompon-tany.
[2.471] | |
Tovy hevitra | ngaly | |
Fivaditsoratra | ilangilang, langilangy, ngalingaly |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |