|
|
|
|

Teny iditra1  ngara
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Volondavenona manopy manga, mara mainty (tsy fiteny afa-tsy amin' ny maso ihany): Ngara maso
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] being of a mixed colour. Used only of the eyes. [comp. swa. Ngara, root of verb to be transparent.]
5  [1.7] grey or blue eyed
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] qui a les yeux gris ou bleus
Voambolana  7  Haiaina
Sampanteny 
8  Anarana :
Kamban-teny 
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny ngara io

Fivaditsoratra  11  ngara, ranga

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21