Teny iditra ngazana
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza tany maina karakaina ka tsy anirian-javamaniry
Tany -- tanety na toerana tsy ahitan-tsakafo. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Bare and barren. Used of country. Comp. mazana. [1.2]
 Dry and barren (of the soil) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Sec et stérile (se dit des sols) [1.8]
Ohatra ireo kininina vitsivitsy miavaka loatra amin' ny tany ngazana anirian' ny horompotsy. [2.470]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31