|
|
|
|

Teny iditra 1  ngidy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Tsiro ratsy mampivivy, mifanohitra amin' ny mamy: Omeo vatomamy aho hanalako ny ngidin' ny kininina nohaniko teo
4 Haratsiana mampitondra fahoriana: Mila tsy ho laitrany, hono, ny ngidin' ny fiainana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 bitterness [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 amertume [1.8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fikambanana  14  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny how ngidy
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07