Teny iditra | ngiri-maso | |
Singan-teny | ngirina ; maso | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Manao maso kely toa mikimpikimpy fa tsy mikimpy tanteraka. Hirohiro [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | [maso, an eye.] having one eye nearly closed, having an eye deformed. [1.2] | |
Tovy hevitra | ngirina | |
Fivaditsoratra | misangory, ngiri-maso |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/08 |