| Teny iditra | 1 ngiri-maso |
| Singan-teny | 2 ngirina, 3 maso |
| Sokajin-teny | 4 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Manao maso kely toa mikimpikimpy fa tsy mikimpy tanteraka.
6 Hirohiro [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 having one eye nearly closed
8 having an eye deformed [1.2] |
| Tovy hevitra | 9 ngirina |
| Fivaditsoratra | 10 misangory, ngiri-maso |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/22 |
|