|
|
|
|

Teny iditra1  ngiroka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Betsileo] fipi-maso, pi-maso: Save nihomehy i tamin'ny ngirokao iñy (Tena nihomehy izy tamin'ny pi-maso nataonao)
Tovy hevitra  4  ngirongiroka

Fivaditsoratra  5 

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21