Teny iditra | 1 ngoly |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Tsy mahare rohana ny tena noho ny hatsiaka: Andeha hamindro kely aho fa ngoly izaitsizy ny tanako sy ny tongotro. |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] benumbed, torpid from cold or a blow. Comp. voly 5 [1.7] numb from cold or from a blow or from sitting still |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3#453] engourdi 7 [1.8] transi de froid; engourdi par un coup ou par l'immobilité |
Ohatra |
8 Na dia te hanadino ny fangirifiriam-batana aza izy ireny, dia tahaka ny ngoly mbamin' ny molony ka ilazan-dresaka tsy nahy. [2.470#] 9 Tena lolo ny an' ise fa ngoly ny tenako manontolo sady jereo mikainkona avokoa ny tongotra aman-tanako, hoy indray Itsimandrava. [2.643#] |
Sampanteny |
|
Fivaditsoratra | 13 lingo, longy, ngilo, ngoly |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |