Teny iditra | 1 ngonongonona |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Filazana na fanononana teny tsy mazava tsara fa ao am-bava ao fotsiny: Tsy namaly izy fa ngonongonona no nataony sady lasa izy. |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] a low muttering, a low grumbling, a low murmuring. |
Fototeny | 5 ngonona |
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 10 ngonona |
Fivaditsoratra | 11 naongonongon, ngonongonona, nongonongona |
Nohavaozina tamin' ny 2025/03/30 |
![]() |