|
|
|
|

Teny iditra1  ngonongonona
Fototeny  2  ngonona
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Filazana na fanononana teny tsy mazava tsara fa ao am-bava ao fotsiny: Tsy namaly izy fa ngonongonona no nataony sady lasa izy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  a low muttering, a low grumbling, a low murmuring. [1.2]
Sampanteny 
6  Matoantenin' ny mpanao :
7  Matoantenin' ny iharana :
8  Matoantenin' ny fameno :
9  Anarana :

Fivaditsoratra  10  ngonongonona, nongonongona

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/25