|
|
|
|

Teny iditra1  ngorodonina
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] (tany) Hitsahina ka mirohondrohona
(andiam-biby) korodosina handeha haingana ka mirodorodo
Fototeny  4  ngorodona
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9  ingorodonan, ngorodonina, ningorodona

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21