|
|
|
|

Teny iditra1  ngorongosy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Aretina vokatry ny tsy fandehanan' ny ranonafero amin' ny falehany fa mihanaka eran' ny tena, ka manjary vonivony ny hoditra ary mangidihidy, vonivony ny maso ka pahimpahina ary vonivony hatramin' ny fivalanandrano, nefany fivalanana kosa fotsifotsy vasobasoka
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2, 1.7] jaundice
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3][ngoronGOry] la jaunisse
6  [1.54, 1.8] jaunisse
Voambolana  7  Fahasalamana

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/26