|
|
|
|

Teny iditra1  nibanjina > ibanjinana
Fototeny  2  banjina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Teny iditra (1/2)9  nibanjina > mibanjina
Fototeny  10  banjina
Sokajin-teny  11  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  12  Mijery mifantoka sady maharitra: Tsy vizana izy nibanjina ny sarin-dreniny teo an-dohafandriany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  13  to stare at, to look intently at [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  14  contempler [1.3, 1.8]
15  regarder [1.3]
16  regarder fixement [1.8]
Ohatra  17  Dia lasa namoha ny varavarankely aho mantsy, ka io no tazako, ary toy ny maso nibanjina ahy no fijeriko azy. [2.324]
18  -- hoy izy nanenjan-katoka ka nibanjina ny renin' ny ankizy te am-pitsanganana. [2.470]
Haiendriteny 
19  Ny ankehitriny :
20  Ny lasa :
21  Ny hoavy :
22  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)23  nibanjina > mibanjìna
Fototeny  24  banjina
Sokajin-teny  25  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mibanjina
Fanazavàna teny malagasy  26  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  27  [1.3]
Tsanganana sy sary iray takila  28  Ny matoantenin' ny mpanao mandidy rehetra

Fivaditsoratra  29  mibanjina, mibanjìna, mibanjina, mibanjìna