Teny iditra nifoha > mifoha (foha)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Taitra amin' ny torimaso: Manao famantaran' ny hazofijalianaizy raha vao mifoha
¶ Mitsangana avy eo am-patoriana, miarina: Amin' ny dimy izy dia efa mifoha ary manokona ody ambavafo kely [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy to wake up, to get out of bed [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay s'éveiller, se lever [Hallanger 1974]
Endriteny 
mifoha
nifoha
hifoha
mifohaza
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Mpanahaka  mifohafoha
Teny nalaina 

Teny iditra nifoha > ifohana (foka)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Fandikana anglisy  [Richardson 1885]
Endriteny 
ifohana
ifohako
ifohanao
ifohany
ifohantsika
ifohanay
ifohanareo
ifohan'
ifohan-
ifoham-
ifoha-
nifohana
nifohako
nifohanao
nifohany
nifohantsika
nifohanay
nifohanareo
nifohan'
nifohan-
nifoham-
nifoha-
hifohana
hifohako
hifohanao
hifohany
hifohantsika
hifohanay
hifohanareo
hifohan'
hifohan-
hifoham-
hifoha-
ifohy