Teny iditra | nikaragoanina | |
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Ny firenena tompontany any amin' ny tanin' ny Nikaragoa (Amerika afovoany):
Miteny espaniola ny Nikaragoanina
Ny volamena no harena nikaragoanina voalohany [1.1] | |
Ny fihaviany | Frantsay: nicaraguayen. | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |