Teny iditra (1/2) | 1 nirina |
Sokajin-teny | 2 ny lasan' ny matoantenin' ny iharana irina |
Ohatra |
3 [2.131] Voan-kazo nirina hianao akondro notadiavina ka na seranin-dolo aza dia tsy havela tsy akory fa raha matin-java-nirina zana-mamba natelin-dreniny ka lanin'ny kibo nitoerana |
Fototeny | 4 iry |
Teny iditra (2/2) | 5 Nirina |
Sokajin-teny | 6 anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana] |
Voambolana |
7 Tantara: olona |
Anaran' olona |
|
Fivaditsoratra | 9 anirin, naniri, naniry, nirany, nirina, Nirina, raniny |
Nohavaozina tamin' ny 2025/05/03 |
![]() |