|
|
|
|

Teny iditra1  nitady toko ka sendra vato
Singan-teny  2  mitady, toko, sendra, vato
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] sendra izay notadiavina indrindra (matetika io fombam-piteny io no tohizana ny hoe: naniry zaza ka tera-dahy, nikororoka vary ka sendra rivotra)

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/20