Teny iditra nitady toko ka sendra vato (nitady, toko, ka, sendra, vato)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy sendra izay notadiavina indrindra (matetika io fombam-piteny io no tohizana ny hoe: "naniry zaza ka tera-dahy", "nikororoka vary ka sendra rivotra") [Rajemisa 1985]

2012/04/22