| Teny iditra | 1 nitady toko ka sendra vato |
| Singan-teny | 2 mitady, 3 toko, 4 sendra, 5 vato |
| Sokajin-teny | 6 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
7 sendra izay notadiavina indrindra (matetika io fombam-piteny io no tohizana ny hoe: naniry zaza ka tera-dahy, nikororoka vary ka sendra rivotra)
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|