Teny iditra nitsapa (tsapa)
Sokajin-teny endritenin' ny hoe mitsapa
Ohatra 
1Nentim-pahazarana aho ka nitsapa paosy [Andraina: I Vola]
2Feony ihany, hoy ilay jamba nitsapa tafondro [Rinara 1974]

Teny iditra nitsapa- (tsapa)
Sokajin-teny endritenin' ny hoe itsapana

Nohavaozina tamin' ny 2021/01/14