|
|
|
|

Teny iditra1  nofo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Tenan-javatra misy tsiratsiraka izay mandrakotra ny taolana amin' ny tenan' ny olomtielona sy ny biby: Malemilemy ny nofon' ny zazakely
Hena: Tsara nofo ny amalona
Ny vatana (miolotra amin' ny fanahy): Malemy ny nofo
Ny faty: Ny nofon' Itompokolahy dia hoentina ao amin' ny eglizin' Ambozontany
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] flesh. [Swa. Annofu, fleshiness.]
5  [1.7] flesh
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] chair
Ohatra  7  [2.470] nofo sy ra no vavolombelona!
8  [2.285#] Ny nofo miady amin' ny fanahy.
9  [2.529#] Nofo tsy misy fanahy tahaka an-dRivo fahagola.
Voambolana  10  Haiaina
Sampanteny 
11  Mpamaritra :
Tovy hevitra  12  nofotra
Kamban-teny 
Ohabolana  32  Ohabolana misy io teny nofo io
Lahatsoratra  33  Randzavola: nofo ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  34  fono-, fono, nofo, ofon

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/19