|
|
|
|

Teny iditra1  nofon-tany
Singan-teny  2  nofo, tany
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] ny hatevin' ny tany azo asaina
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] the good topsoil
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] le bon sol en surface
7  [1.13] sol
Ohatra  8  Ho fenoina nofontany sy bozaka ary zezika ireo aloha. [2.332#]
Voambolana  9  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  16  nofinanto, nofon-tany, nofotanin, notinafon

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21