Teny iditra | 1 nofy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Fahitana mandritra ny torimaso: Nahita an' i Dada tamin' ny nofy aho 4 Asa toa atao eo am-patoriana: Nofiko niady tamin' ny biby goaibe aho 5 Fady: Nofy ahy ny hivadi-belirano ~ Hahavanona handatsa-dra olona ve ny raiko? Nofy izany 6 Zavatra tsy ho tanteraka: Nofy izany fa aza miantehitra amin' izany. [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
7 a dream [1.2] 8 a dream; something impossible [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
9 songe, rêve, cauchemar: Nofiko niresaka taminao aho alina (J'ai rêvé cette nuit que je vous parlais) ~ Nofy izany (C'est un songe, une chose impossible) ~ Nofy ahy izay handainga (Je ne me permettrais jamais de mentir) [1.3] 10 rêve; chose impossible [1.8] |
Ohatra |
11 Mitovy indrindra izany ny kintana sy ny nofintsika, hoy ny fanohin-dRazaimalala ny teniny [2.324] 12 Toa nofy no nahatany fa tafatsangana ny vadiny [2.470] |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Lohateny |
|
Lahatsoratra |
23 Randzavola: nofy ao amin' ny Baiboly |
Fivaditsoratra | 24 ... fo ny ..., fony, nofy |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |