|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  nongo
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Teny enti-milaza rehefa mety ho molo-javatra mivohitra ka mivoaka any ivelany

Teny iditra (2/2)4  nongo
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny malagasy  6  [1.1] Vilany tanimanga misy faritra boribory manodidina ny vavany toy ny voalaza etsy ambony, ary kely vava fa be kibo, fahandroana laoka na haninkotrana.
Fanazavàna teny anglisy  7  [1.2] a particular kind of pot used for cooking laoka. [swa. Nyungu.]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07