|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  noro
Sokajin-teny  2  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Hafaliana, hasambarana
Tsara tarehy
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] joy, gladness. See sambatra [swa. Noro, light.]
Voambolana  5  Ontam-po
Sampanteny 
6  Matoantenin' ny mpanao :
Anaran-toerana 

Teny iditra (2/2)8  Noro
Sokajin-teny  9  anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Anaran' olona 

Fivaditsoratra  11  noro, Noro, roño

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08