Teny iditra | 1 novisia |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fanomanana ho relijiozy ao amin' ny Fikambanana iray, amin' ny alalan' ny asa, fianarana.,. fa indrindra famolahan-tena, mandritra ny herintaona na roa taona arakaraka ny lalànan' ny fikambanana avy (Fiv. kat.) |
Voambolana |
4 Fivavahana, finoana |
Fivaditsoratra | 5 novisia, sivinao, soaviny, soniavi |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |